Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 16h49
 

Filazana manjo

HAOLINE Théresè Lucia

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny malalanay hody any aminy :

HAOLINE Théresè Lucia
Vady navelan’i Tompokolahy Rakotondravelo Charles Martin


Ny Alarobia 03 Octobre 2007 rehefa nivahiny 57 taona teto an-tany,

Hoy,

-  Ny reniny :
Mme SERAPHINE

-  Ny rafozany :
Mr RAZAFINDRAZAKA Elie

-  Ny zanany :
Paul Mickaël sy Mireille (La Réunion)
MAROVELOLINA Elie sy Zafy
RAZAFIMAMONJIRAIBE Alfred sy Joséphine
MAROVELOLINA Sophie sy ny namany
MAROVELOLINA Théoplile Marcel sy ny namany
MAROVELOLINA Luc

-  Ny zafiny :
Djameel, Fréderic, Océane

-  Ny iray tampo aminy :
RAZAFIMAHAZO Bertrand sy Eve sy ny zanany
RANDRIANARISOA Charles sy Hélène sy ny zanany
ANDRIAMIHAJA Richard sy Olga sy ny zanany
RAZAFINDRAZAKA Roland sy Ruphine sy ny zanany
Mme Veuve RAHARISOA Ginette sy ny zanany

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
ANDRIATSILAVOARIZAKA Mascimin sy ny zanaka aman-jafiny
ZAKA-ARIVELO Marius mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ZAKA-ALINORO Romain mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Mme Veuve Docteur RATSIMANOHITRA Edmond sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny taizany :
RALAIMENA Conrad sy Vero
RAVAOHITA Sonia
RAZAFIMBETSIRY Jackson Octave
RAKOTONIRINA Noelin
RAZAFIZAZANAY Lidô Elvis

-  Ny Fianakaviana manontolo :
Ny Fianakaviana ao Mananjary sy Manakara ary Vohipeno
Terak’i Tompokolahy RAJAONARY Pierre sy ny zanaka aman-jafiny.

- Ny fiangonana St Vincent de Paul Ambatonilita
- Ny fikambanan’ny Vavolombelon’ny famonjen’Andriamanaitra
- Ny fokontany Ampefiloha cité

Ny nofony dia hiala ao an-tranony cité Ampefiloha logt 741 ary hanomezam-boninahitra An’Andriamanitra ao amin’y Ekar St Vincent de Paul Ambatonilita ny Zoma 05 Octobra 2007 amin’ny 10 ora sy sasany alohan ‘ny hitondrana azy any amin’ny Fasan-drazany any Mananjary.

« Misaora an’l Yaveh ry fanahiko ary misaora ny anarany masina, ry ato anatiko rehetra ».
(Salamo C 111, 1)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS