Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 21h09
 

Filazana manjo

Général RADAODY-RALAROSY René

Amin’ny finoana ny fitsangananan’ny tena amin’ny maty no ampilazanay fa ny malalanay :

Général de Brigade
RADAODY-RALAROSY René

(Grand Officier de l’Ordre National)

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 22 Jona 2007

Hoy,

ny zanany
ny zafiny
ny iray tampo amin’ny vadiny
ny fianakaviana RADAODY-RALAROSY sy Dr RAMAMONJISOA
ny fianakaviamben’ny Tafika Malagasy.

Ny nofony dia ho enti-miala ao an-tranony Lot AI 53 Ter, Antanambao Ambohimangakely (akaikin’ny Biraon’ny Kaomina) ny Alatsinainy 25 Jona 2007 amin’ny 12 ora sy sasany, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Amparibe Famonjena, ary hapetraka ao amin’ny fasan-drazany ao Nambiaty-Lazaina Avaradrano (PK 13,5km)

« Tompo ô efa fonenanay hatramin’ny
taranaka rehetra ianao… »
(Salamo 20.1)

TSY MISY FIARETAN-TORY
TSY MISY VONIKAZO

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS