Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h06
 

Agenda - Archives

FPMA

FPMA : Fankalazana Jobily faha 50 taona

mercredi 14 janvier 2009

Ny asabotsy 31 janoary 2009

Basilique Saint-Denis la Chapelle
16/18,Rue de la Chapelle
75018 Paris

- Manomboka amin’ny 1 ora ka hatramin’ny 6 ora : fotoana tarihin’ny Sekoly Alahady rehetra eto amin’ny FPMA.

- Manomboka amin’ny 7 ora ka hatramin’ny 9 ora alina ao amin’ny Basilique Saint-Denis La Chapelle ihany : CHORALIE MANOKANA atolotry ny AMF FPMA.

Ny alahady 01 febroary 2009

Espace Chevreul
97 avenue de la Liberté
92000 Nanterre

- Manomboka amin’ny 9 ora sy sasany ka hatramin’ny 12 ora : Fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra noho ny Tsingerintaona faha 50 ny FPMA hanasantsika ny Fiangonana sy ny fikambanana mpikambana ao amin’ny Fédération Protestante de France sy ireo vondrom-piangonana miara-miasa amintsika.

- Manomboka amin’ny 1 ora ka hatramin’ny 4 ora : Sakafon-jobily sy korana ataon’ny fianakaviamben’ny FPMA.

Fandraisana anjara : 10 euros.

- Télécharger le programme

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS