::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 11h45  :  23°C  :  Très nuageux
jeudi 16 février 2012
 

 > Filazana manjo

jeudi 24 décembre 2009

Noho ny fitiavan’Andriamanitra dia nantsoiny hody any Aminy ny Talata 22 desambra 2009 ny zanany,

Dr. RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo
Mpitandrina
FJKM Ambavahadimitafo
Mpiandraikitra Foibe FJKM
Mpampianatra ao amin’ny Faculté de Théologie

Hoy :

Ny vadiny :
RANAIVOSON Faramalala

Ny zanany :
RASOAMANAMBELO Mialy

Ny rafozany :
RANAIVOSON Eugène

Ny iray tampo aminy :
RAKOTOHARINTSIFA Hery sy Holy ary Aina
RAKOTOHARINTSIFA Ny Andry sy Dany Malala
RAKOTOHARINTSIFA Oely Zo sy Murielle ary Rianala

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itpkl RATSIMBA Victor
Vady navelan’Itpkl ANDRIANISA Charmant sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itpkl ANDRIAMANANTENA Fidèle sy ny zanany
RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny
RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary ny zanany
ANDRIAMARINDAZA Herizo sy Felana ary ny zanany
ANDRIANANTENAINA Zoherilaza sy Sitraka

Ny iray tampo amin’ny rainy :
Terak’Itpkv RAMAMIHARISOA Félicie mianadahy avy
Terak’Itpkl RAZAFINTSIFA Solofo Jean mianadahy avy
Ny vady navelan’Itpkl RAZAFINTSIFA Andriantsalama Lala sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny reniny :
RAHARINOELINA Paule Angèle sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMANGA Raoely Don Christian sy Sahondra ary ny zanaka aman-jafiny
RAFARALAHY Lalao sy Olivia Christiane
RAMBININTSOA Patrick sy Emma Christine ary ny zanany

Ny havany :
Terak’Itpkl RAZAFINJATOVO Paul sy Itpkv RAZANAMANANA
Terak’Itpkl RAKOTOJOELIMARIA sy Itpkv RASOARIZELINA Elisabeth
Terak’Itpkl RAKOTOMAVO Emmanuel
Terak’Itpkl RAINIBENORO sy Itpkv RAMARIZANY
Terak’Itpkl RASANDY
Pasitera RAKOTOVAO Andrianjaka Jean sy Anne-Marie ary ny zanaka aman-jafiny

Ny havany avy amin’ny vadiny :
RASOLOFOSON Lilian mianadahy avy
Terak’Itpkl Dr RANAIVOSON

Ny fianakaviana manontolo
Ny Fitandremana FJKM Ambavahadimitafo
Ny Filoha sy ny birao ary ny Mpiandraikitra Foibe FJKM
Ny Komitin’ny Fampianarana Teolojika
Ny Doyen sy ny Filankevitry ny Mpampianatra, ny Mpianatra ary ny fianakaviam-ben’ny Faculté de Théologie Ambatonakanga
Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Ambohitantely ary ny sampana rehetra ao aminy
Ny FJKM Mandroseza Miray, ny FKMSM Suisse, ny FJKM Fihaonana Omega, ny FJKM Tranovato Ambatonakanga, ny FJKM Ambohipiainana Ambohitrombihavana, ny mpiara-miasa ao amin’ny Eglise Protestante Française.
Ny Doyen, ny mpampianatra ary ny mpianatra eny amin’ny Département Sociologie ESDEGS Ankatso
Ny fikambanan’ny mpampianatra teny rosianina
Ny fokontany Ambavahadimitafo, ny fokontany Antanetibe Ikianja

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Akany Daniel Ralibera Ambavahadimitafo ny Alakamisy 24 Desambra 2009 amin’ny 12 ora atoandro ary ho entina hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo alohan’ny hanaterana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Antenimbe Ambohimangakely.

« Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra ».
Salamo 103-2

contact fjkm-ambavahadimitafo.info

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

fr 2009-12-24 06:53:00
décembre 2009   janvier 2010
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 693  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360