27 Novambra 2006 - 27 Novambra 2007
Mahatsiaro ny 27 Novambra 2006 nifandaozana tamin’ i
Doré ANDRIANOELINA
ary misaotra an’Andriamanitra Avo indrindra, ilay tompon’ny Teny farany sady Tompon’ny tena fampiononana. Ny Fanahy Masina tokoa no nampahery ny vady navelany RABARISON Maminirina sy ireo zanany :
Dina ANDRIANOELIMANANA Barson
Felana ANDRIANOELINA Barson
Rivo ANDRIANOELIMANANA Barson,
ny reniny : RAZAFINDRAKOTO Marcelline
sy ny fianakaviana manontolo.