Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 30 mai 2016
Antananarivo | 20h41
 

Société

Vendredi prochain

Deuil national

mercredi 31 août 2011

À la mémoire de Madame Nadine Ramaroson, ministre de la Population et des Affaires sociales, décédée en mission officielle le 28 août dernier, un décret a été pris par le gouvernement déclarant le vendredi 2 septembre journée de deuil national sur tout le territoire. Des cérémonies funéraires nationales seront célébrées au Palais des sports à Mahamasina et les drapeaux seront mis en berne pour tous les bâtiments publics. Toutes réjouissances publiques seront interdites et tous les débits de boissons seront fermés de 6 heures à 18 heures. La journée de ce vendredi ne sera cependant pas chômée.

En tout cas, tard dans la nuit de ce mardi 30 août, les dépouilles mortelles des victimes du naufrage du bateau Black Shark à Soanierana Ivongo sont arrivées dans la capitale. Le cortège funèbre avait été accueilli dans un recueillement de population des localités environnantes d’Ambohimangakely, le Boulevard de Tokyo (rondpoint – By Pass). Auparavant, le convoi avait été accueilli par des cultes à Brickaville, Moramanga et Manjakandriana.

Suite aux demandes de leurs familles, aussitôt arrivés dans la capitale, les corps des défunts ont rejoint chacun leur demeure et celui de la ministre Nadine Ramaroson a été amené à la résidence de ses parents à Ivandry. Avant d’être exposé au public au Palais des Sports à Mahamasina, les dépouilles passeront devant le ministère de la Population à Ambohijatovo.

La date des funérailles dépendra surtout des décisions de chacune des familles des défunts.

Recueilli par Valis

10 commentaires

  • 31 août 2011 à 10:33 | poiuyt (#584)

    Paix à son âme.

    ( et honni soit qui mal y pense )

  • 31 août 2011 à 11:58 | Soatoavo (#5479)

    olomanga-pirenena, nanandratra avo an’i Gasikara no hanaovana fisaonam-pirenena. Betsaka ihany ireo P.M.,minisitra, olom-boafidy namoy ny ainy fa tsy misy fisaonam-pirenena izany ! Ity angamba no dokam-barotra ataon’ny FAT hakana fo ny Iraisam-pirenena sy ny vahoaka sasany. Izahay aloha tsy misaona fa tsy hitanay izay zava-bitany ankoatra nanongan-panjakana.
    Mandry am-piadanana

    • 31 août 2011 à 12:38 | RAVELO (#802) répond à Soatoavo

      Soatoavo,

      handroso amin’izay i Madagasikara raha toa ka tsisy fiantsarambelatsihy tahaka anao ny malagasy.
      Tsy adala daholo akory isika ka tsy ahafantatra ny teti-kadin’ny faty !!!!!
      Efa mandroso be « economiquement » isika ka na iray volana aza ny deuil national tsy ampiova ny fandehan-javatra koa
      mandry am-piadanana ramatoa.

    • 31 août 2011 à 13:36 | fenometal (#2927) répond à Soatoavo

      slt Soatoavo,

      ohatran’ny mbola tsy nisy PM na Minisitra maty amperinasa kosa angamba taloha mety zay no tsy nisian’ny deuil national’(zany hoe izy minisitra na PM mihitsy no maty fa tsy hoe ancien ministre)

      Ahitsio aho raha diso

      Feno

    • 1er septembre 2011 à 12:29 | Razokiny (#5932) répond à Soatoavo

      Izaho ve no tsy mahafantatra ny tantaram-pirenena malagasy ? Toa maro mantsy ny PM sy Minisitra maty am-perinasa ary nanaovana fisaonam-pirenena :

      Tamin’ny Repoblika Voalohany dia maty tamin’ny lozam-piaramanidina ny Minisitra raharaham-bahiny Jacques Sylla. Tamin’n Governemanta Ramanantsoa dia ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany (hadinoko ny anarany) sy Colonel Joël Rakotomalala. Tamin’ny fitondrana Ratsiraka dia ny Amiraly Sibon Guy niaraka tamin’ny Tale jeneralin’ny OMNIS sy Ramatoa Oliva Andrianasolo vadiny no lavo ary nalevina eny amin’ny Mausolée. Praiminisitra sy minisitra jiaby ireo ary gasy toa ahy sy ianao. Lozam-piaramanidina avokoa. Nomena ny fanomezam-boninahitra mendrika az y farany.

      Ny hany mampiavaka an’Itompkovavy Nadine dia ireto : 1) loza an-dranomasina fampiasan’ny sarababem-bahoaka fa tsy ny fiaramadina fampiasan’ny maventy no niharan-doza, 2) ny andro andevenana azy ihany no atao andro fisaonan’ny firenena fa tsy toy ny an’ny hafa izay naharitra nanomboka ny fampahafantarana ny fahafatesany ka hatramin’ny andro fandevenana.

      Tsara angamba raha tsy ny hafanam-pon’ny fiandaniana politika ihany no mibaiko rehefa haneho hevitra, fa manadihady aloha mba tsy hitenenana fahan-tany. Azo anontaniana hatramin’ny zandry sy zanaka izay mianatra ny tantaram-pirenentsika any an-tsekoly.

      • 1er septembre 2011 à 12:33 | Razokiny (#5932) répond à Razokiny

        Coquille : Tsy Itompokolahy Jacques Sylla no maty tamin’ny Repoblika voalohany fa tsy ny rainy Itpkl. Albert Sylla. Mbola mety hisy coquille sy fanadinoana hafa satria efa mananika ny 60 taona i Razokiny.

  • 31 août 2011 à 15:19 | msymandinika (#1079)

    Ny fahafatesana olomboatendry dia misy arofenitra fa tsy mitovy amin’ny olomboafidy.

    Ny voadiniko dia izao :

    - Misy ny milaza fa sabotazy no nahafaty azy. Izy moa efa maty vao tafakatra avy tao anaty rano ka raha izany dia Zanahary ve izany no namingana sa ny lolon-drano ?

    Raha vao re ny fahafahatesany dia nampidina ny saina MALAGASY ny tao amin’ny savonnerie tropicale fa tsy niandry izay didy hitsivolana nivoaka. Mazava izany fa firenena kely anaty firenena ny ao amin’ny Savonnerie Tropicale ka manaiky fotsiny ny firenena satria avy any am-potony no niainga ny fampisaonana ny firenena.

    Koa azo atao ve izany manomboka izao rehefa manana maty ny tena dia tonga dia mampidina ny sainam-pirenena sa izany no soatoavina vaovao amin’izao fat izao ?

    Sambany vao nisy olon-dehibe maty tamin’ny fitondrana FAT fa ny madinika aloha dia betsaka no natao sorona tamin’ny nanombohan’ity fitondràna ity, na ny tamin’ny 26 janoary, na ny tamin’ny 7 febroary.

    Fomban’andriana taloha moa rehefa misy maty dia misy ny atao lafika, ka raha ireo maty teo aloha izany, izao ve no tsindry ?

    Mahatsiaro an’Itompokovavy tokoa izay ireo mpanao baolina lavalava teny Sabotsy Namehana.

    Andriamanitra ihany moa no tompon’ny aina fa ny olombelona no be siasia.

  • 31 août 2011 à 19:56 | ratiarivelo (#131)

    PAIX A SON AME !! ?? ET BASTA.

    • 1er septembre 2011 à 13:02 | Razokiny (#5932) répond à ratiarivelo

      Merci Ratiarivelo.

      Que les charognards de tous bords cherchent d’autres matières pour assouvir leurs faims.

  • 2 septembre 2011 à 14:03 | Ponita27 (#5936)

    L’embouchure avec ses vagues est trop dangereuse pour les bateaux.
    Demandons à l’état de construire un autre port à proximité en mer comme à Sainte-Marie

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 357