Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 26 septembre 2016
Antananarivo | 13h26
 

Société

Rochers d’Avatra’Ankatso

Désintégration prévue ce dimanche et évacuation en cours

jeudi 12 mars 2015 | Léa Ratsiazo

L’entreprise Colas qui va s’occuper de la résolution des problèmes des grands rochers qui menacent de s’effondrer sur le quartier d’Avaratr’Ankatso a commencé les travaux préparatoires depuis le 11 mars. L’explosion proprement dire est prévue avoir lieu ce dimanche 15 mars.

Aussi l’évacuation de la population riveraine a commencé depuis hier. De gré ou de force, les habitants sont déplacés. Le Bureau national de Gestion des Risques et Catastrophes (BNGRC), les forces de l’ordre et les sapeurs pompiers ont campé sur place depuis le 11 mars. Un millier de personnes répartis sur 200 maisons sont déplacées. Ces rochers de 6000 tonnes tomberont tôt ou tard si on ne les explose pas, affirment les techniciens.

12 commentaires

Vos commentaires

  • 12 mars 2015 à 09:20 | RAMAHEFARISOA Basile (#6111)

    Ma première réaction de la journée :
    Le Directeur Général du Trésor Public limogé,c’est la nouvelle encourageante de la « JOURNEE ».
    IL FAUT CONTINUER A METTRE DE l’ORDRE ,un peu partout,pour pouvoir travailler pour l’intérêt général des « POPULATIONS » de Madagascar.

    Basile RAMAHEFARISOA-1943
    b.ramahefarisoa gmail.com

  • 12 mars 2015 à 15:34 | olivier (#7062)

    Ils sont formidables ...

    Traduction du Quotidien TT...organe de presse hautement respectable

    LOL

    TIA TANINDRAZANA :

     Avaratr’Ankatso : Où va-t-on mettre les pierres après le dynamitage ? (…) L’entreprise française Colas va transporter où les pierres après ? Dans les « chantiers » de certains qui ont besoin de cela pour construire des « villas ? Ce sont des pierres, un patrimoine national, leur destination devrait être précisée, d’autant plus que les bruits courent que les Mozambicains cherchent du granit de Madagasikara pour construire des infrastructures (…) et il semble que c’est une entreprise française qui mijote cela (…) (p.4)

    IL FAUT LE VOIR POUR LE CROIRE !

    XMDR

    • 12 mars 2015 à 15:48 | olivier (#7062) répond à olivier

      Et ce n’est pas fini !

      MDR

      (Basy Vava)
       Colas a raflé le pactole : 57 millions d’Ar pour enlever le rocher à Ankatso. (…) Mais ce qui sidère l’opinion, c’est l’argent que l’on va payer à Colas et qui atteint les 57 millions d’Ar. L’opinion s’interroge aussi sur la raison de l’octroi du marché à Colas alors beaucoup vivent du métier de casseur de pierres sur les lieux et qui sont très expérimentés en la matière. Pour la population des alentours et les observateurs par conséquent, on échafaude vraiment autre chose derrière l’affaire et on a profité des nombreux et divers glissements pour pouvoir concrétiser la combine (p.8)

      (Ny Valosoa Vaovao)
       Enlèvement du rocher d’Ankatso : Ce sont toujours les intérêts des étrangers que les dirigeants défendent (…) Le Pr Harimalala a apporté des remarques sur le fait que l’on ait pu connaitre le poids du rocher estimé à 600 tonnes (comment ont-ils pu le peser, donc on pouvait seulement le déplacer si on pouvait le peser) (…) n’oublions pas a-t-il dit que la société à qui on a confié le dynamitage est française selon les chiffres 600= 666,0 (…) par ailleurs, il est évident que l’on fait exprès de chasser la population des alentours au nom des intérêts des étrangers (…) car si on neutralise ce rocher à la façon malagasy, il est certain que cela va donner du travail aux malagasy et aussi ne présentera aucun risque de danger (…) (p.3)

      NE CHANGEZ RIEN !

      LOL

    • 12 mars 2015 à 20:05 | roots (#6851) répond à olivier

      Il est évident que pour connaitre le poid d’un rocher il faut le mettre sur une balance... Et que même en connaissant les dimensions de celui-ci et sa nature ( et donc sa masse volumique ) il est impossible d’estimer son poid.... MDR.

      En plus déplacer d’un bloc un rocher de 600 tonnes ( et pas un kilo de plus il a été pesé ) ça ce fait easy avec une corde et un 4x4 sans utilisé les rapport court...

    • 13 mars 2015 à 07:59 | olivier (#7062) répond à roots

      Bon sang, mais c’est bien sûr !

      Pour détruire un rocher de 600 t ( 6 000 ?) qui menace de tomber, il suffit de mettre des centaines de personnes dessus avec un marteau !

      BAH OUI !

      Quand il emportera tout ce beau monde, on appellera « corbillards sans frontières » !

      A moins qu’un appelle d’offre soit nécessaire pour gérer l’urgence...

      Je ne connais pas la masse volumique du Granit, mais par contre celle du cerveau de ces ymbeciles heureux m’a l’air proche zéro...

      Rien d’étonnant finalement..
      La routine !

      LOL

    • 13 mars 2015 à 08:01 | olivier (#7062) répond à olivier

      Appel d’offre

  • 12 mars 2015 à 16:15 | Albatros (#234)

    Il est effectivement inutile d’utiliser les services de Colas pour cette opération, les malgaches (surtout les politiciens !) sont les champions de la « désintégration » !!!.

    Ils sont assez grands pour « désintègrer » la totalité de l’Ile Rouge sans l’aide de personne.

  • 13 mars 2015 à 06:24 | MAHITSITENY (#8793)

    Eny e !

    Afaka manebaka sy maneso daholo ianareo fa tsy maninona !

    Saingy izao kosa no mba valio@fahamarinana raha misy havaly ianareo :

    - FA NANINONA NO AVY HATRANY DIA NATOLOTRA AN’NY COLAS NY TSENA NANAO AN’IO ZAVATRA IO NA DIA MAIKA TOY NY INONA AZA ?????

    ANGAHA NY COLAS IRERY NO ORINASA MAHAY ETO NO TSY ANAOVANA TOLO-BIDY MAIKA BE(« Appel d’offres urgent ») NY ASA ?????

    Jereo anefa ny làlana ataon’ny COLAS : tsy ampy fotoana firy akory dia simba ny ao Antananarivo ;
    Ny @R.N2 aza moa dia tsy ampy 1 taona dia lavaka be !

    Alohan’ny hanakianana olona dia mba mandiniha lalina aloha ary valio ao an-tsaina ny hoe « inona moa no nahatonga azy niteny toy izany ? Manana porofo mazava sy mari-pototra ve izy matoa miteny toy izany ? »

    Sao sanatria ianao mpanakiana indray no tena hita fa.... maina kina, mba tsy hilazàna hoe « Mpanamaina kina »

    • 13 mars 2015 à 08:07 | riennevaplus (#8859) répond à MAHITSITENY

      Ny tena marina, na natao appel d’offre io na tsia dia tsy maintsy nomena an’izay nanome na nampanantena hanome pourcentage foana.
      Dia raha tsy colas ary no nomena an’io fa ohatra hoe SOGEA sy ny SOGECOA na ny hafa, tsy maintsy hisy hiteny foana hoe fa maninona no nomena ny sinoa na ny Hafa ? Ary na nomena ny gasy mpamaky vato aza io ka nisy olana dia hoe olona tsy nianatra ve no hatao miantoka an’izatsy sy izatsy...

      Isika olombelona tsy mety hafa po ary manana ny mpitantana mendrika antsika.

    • 13 mars 2015 à 08:14 | riennevaplus (#8859) répond à riennevaplus

      Jereo fa rehefa tsy eo ntsony izaho i Hery lazaina fa en panne dia hisy hiteny indray hoe naleo ihany tamin’ny andron’ny hery satria ny ririnin-dasa tsy dia mangatsiaka satria tsy tsaroana.
      Ny ahy dia aleoko tamin’ny andron’ny Mpanjaka sy Mpanjanaka, mba tsy maintsy natao ny asa satria kamo sy voretra (aoka hamaly eto izay mbola tsy nanary fako teny an-dàlana na mpanakarena na mahantra) isika gasy ka mila jadona kely vao handroso.

      Na tunnel iray aza tsy vitantsika hatramin’ny nialan’ny mpanjanaka, ny làlana mankeny Itaosy izao tokony hampiana tetezana, tsy misy manao. Ny boulevard vaovao sy ny by pass no mba vaovao fa zara raha nisy ampahany tamin’ireny no tena volantsika ary trosa no ambiny.

      Gaga aho rehefa misy olona miteny ireny hoe fier aho fa malagasy. Ny salegy sy tsapiky ihany izao no mba hitako ho valeur ntsika.

      Snif....

    • 14 mars 2015 à 05:41 | MAHITSITENY (#8793) répond à riennevaplus

      « Arakara-tarehy voan-javatra » hoy ny fomba fiteny !

      Tsy misy mahita izay any anatiny any aloha fa ny hita maso ihany no fantatra.

      Marina ny voalazanao fa tsy mety afa-po ra-MALAGASY ary fatra-panakiana. Izay indrindra no ilàna ilay mangarahara (« transparence »).

      Na dia tsy dia avara-pianarana aza ny ankamaroan’ny MALAGASY, mba miaiky ihany izy rehefa miezaka ny hanao ny mangarahara ny tompon’andraikitra.

      Ny mangarahara mantsy dia midika ho fahazavàna. Ary rehefa mazava dia tsy misy ny maizina sy ny forongony toy ny kolikoly...

      Anisan’ny làlana voalohany @izany fangaraharàna izany izao @ity tranga ity ny tolo-bidy (« appel d’offres »).

      TSY NISY ANEFA IZANY ! Koa inona no « mazava » heverina ho hita @izany.

      « Mila jadona kely vao handroso »

      Ekena fa manjaka ny baranahiny eto MADAGASIKARA.

      Tsy sanatria anefa olon-dia (« sauvage ») tsy akory ny MALAGASY ka tsy mahalala manaraka fitsipika !

      Tena manaraka fitsipika tokoa ny MALAGASY ary tsy vaovao aminy izany fanarahan-dalàna izany.

      Jereo fotsiny ohatra fa talohan’ny Fanjanahantany dia efa nisy ny Lalàna DIMY VENTY SY TELONJATO (« Code des Trois cent Cinq Articles ») izay mbola misy ampahany mihatra ankehitriny ! Talohan’io dia efa nisy koa ny Lalàna IRAIKA AMBY ZATO (« Code des Cent Un Articles »).

      Saingy @maha-olona mpankato ireo Ray aman-dreny sy olon-dehibe ny MALAGASY, dia IREO OLON-DEHIBE SY RAY AMAN-DRENINY IREO NO TAHAFINY !

      Tena raiki-tapisaka @MALAGASY ilay hoe « l’exemple vient d’en haut » !

      Ohatra : @FOMBA AHOANA MOA NO HANAJAN’NY MALAGASY NY LALANA MIFEHY NY FIFAMOIVOIZANA (« Code de la Route ») KANEFA IREO MINISTRA, DEPIOTE, FILOHAM-PIRENENA, FILOHAN’NY ANTENIMIERAM-PIRENENA, PRAIMINISTRA MIFEHY AZY AZA TSY MANAJA IZANY ????

      Koa raha manjaka ny kolikoly sy ny gaboraraka ankehitriny dia ireo Mpitondra ireo ihany no tahafin’ny MALAGASY !

      « mahagaga ny »fier d’être gasy«  »

      Manana soatoavina(« valeur ») maro ary tsy menatra mitaha @hafa ny MALAGASY fa tsy « SALEGY » ihany tsy akory !
      Saingy toa verivery na odian-tsy hita izy ireny ankehitriny !

      Isan’ny tena maha-malagasy koa izao, ohatra ny TENY MALAGASY !

      Tsoriko izao fa ny tenako manokana dia nianatra tao anatin’izany fanagasiana izany fony fahakeliko sy fahatanoràko ary nandalo tany @sekolim-panjakàna fahiny.

      Indrisy anefa fa isika MALAGASY ihany no manimba ny antsika noho ny tambitamby sy fitaka aroson’ny hafa.
      Hany ka maro ireo midehadehaka fa « expression française » e....!
      Ny sasany aza moa dia io teny vahiny io no itsaràny ny hafa : tsy alehany raha tsy mba mi-« speak » kely ; eny fa dia « speak de m.e.r.d.e » aza no atao !

      Maro ny mihevitra fa any an-dafy no « paradisa » ary ireny vazaha fotsy hoditra ireny no « anjely » avy any !

      Tadidio anefa fa NY AN’NY HAFA TSY OMENY ANAO KA TANO TSARA NY ANAO !

      Tena hitako ara-bakiteny izany t@fotoana nandalovako tany !

      Jereo e : raha manana ny maha-izy anao ianao fa tsy mitambitamby na mitsiriritra na rarak’ivy na koa manambany manoloana ny azy dia MANAJA ANAO TSARA TOKOA IZY !

      Fa raha ianao no mpitsiriritra, mpirarak’ivy,mpisolelaka, mpanambany dia io ianao fa alikainy !

      Izay no mahatonga azireo tonga fofona @ireo tsy tera-taniny monina any : TSY MANANA NY MAHA-IZY AZY ! Hany ka na efa ompainy, ohariny @alika aza dia mbola mamitsaka sy mikafiry any ihany !(ohatran’i BASILOU izay mifikitra mafy any ery ary mirehareha mihitsy fa hoe « mpanompon’ny Frantsay » !!!!!)

      Koa aoka isika hamantatra ny soa toavintsika na ny « valeur » antsika izay samy hafa velively @atao hoe FOMBA na « us et coutumes » ary samy hanao ao an-tsaina ny hoe :

      « ANDRIANIKO NY AHY, NY AN’NY HAFA KOA FEHEZIKO » !

      Misaotra.

  • 21 mars 2015 à 14:20 | nahary (#7997)

    Bjr, mino ve ianareo fa io vola notadiavin’i colas dia tsy maintsy kopaka hisasahana, bussiness ho any ry zareo maventy indray io, nahoana tsy nomena an’ireo mpamaky vato eo an-toerana izay efa za draraha ,amin’izay tsy vola be notadiaviny fa kely, io tsy fahatokisana io ihany no mahatonga ny firenena latsaka anaty ady ary porofo mitohaka amin’ny tenda izao ,mila ry zareo faona no mahafantatra fa izy no bondy amin’ny tanana,tsy mahagaga raha ohatra ka tsy avela manampy ani’ireo tra boina ny olon-pirenena malagasy izay vonona hanampy,tena mampalahelo ilay fihentsika saika atao tany Toliary sy Mahajanga (téléthon) ,nofohanana ilay izy fa mitarika resaka politika hoy ry zareo ao @ ny fitondrana izay tsy mahatanty Democratia,
    Ny hevitry MOnsieur ALAIN RAMAROSON aloa dia tsy vao tohitra mihitsy satria betsaka ny malagasy tonga saina amin’izao fotaona izao ary tsy misy hevitra politika io hevitry io fa fanoherana ny didy jadona izay tady hiverina indray amin’izao fotaona izao,koa samia manampy any ATOA ALAIN RAMAROSON fa tsy resaka politika io hetsika izay atao erany M/CAR,samia mivavaka @ ADTRA mba ho tanteraka io programa io

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 415