Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay :
DINOUCAN Augustin
(Guy)
Dia nodimandry ny alakamisy 26 jolay 2007 any Annecy (France).
Hoy,
Ny vadiny :
- RAHANTAMALALA Christine Yvonne Michelle
Ny zanany :
- Nicolas HUGOT sy Landitiana DINOUCAN (France)
- Jean Michel Maminirina DINOUCAN (France)
Ny iray Tampo aminy, ny fianakaviana DINOUCAN (Mahavoky Mahajanga) sy ny any ampitan-dranomasina
Ny iray tampo amin’ny vadiny, terak’Itompokolahy RAZAFINDRAKOTO Michel (Mahamasina)
Ny fianakaviana manontolo
Ny tapaka sy namana rehetra ny eto an-toerana sy any Suisse / Genève
Ny razana dia ho tonga eny Ivato aéroport ny Alakamisy 02 aogositra 2007 amin’ny 05 ora maraina. Hivantana ao Mahamasina Atsinanana lot 3B 50B. Hiainga ao ny Zoma 03 Aogositra ho any Mahajanga.