Dernière situation de la Covid-19 du 14 juin 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 18
Décès : 02
Décès : 02
- Analamanga : 02
Nouveaux cas confirmés : 18 cas trouvés sur 517 testés
- Analamanga : 16
- Vatovavy Fitovinany : 01
- Amoron’i Mania : 01
Formes graves : 77
Cumul du 23 mars 2020 au 14 juin 2021
- Contaminés : 41 966
- Guéris : 41 358
- Décès : 891
- Tests : 210 039
Vos commentaires
16 juin 2021 à 07:36 | Rainingory (#11012)
Hors-sujet :
dsl, ça n’a rien à voir avec l’article mais c’est pas grave, le monde a le droit de savoir : vu sur Internet.
https://www.facebook.com/patrick.raharimanana/posts/10221168268257081
https://www.facebook.com/groups/616012189011168/permalink/856527501626301/?sfnsn=scwspmo
16 juin 2021 à 08:28 | Vohitra (#7654) répond à Rainingory
Miarahaba Rainingory,
Inona moa no azo lazaina afatsy ny hoe « rehefa mangina ny vatolampy dia angeren ny vorona »...
Tsy maintsy miainga fa antomotra sy miroso tsy azo afenina ny raharaha SMMC...
Ny masoivoho koa moa dadatoan ilay fantatrao, ary minisitra tao amin ny fitondran i deba na dia leader aza...efa fomba hatrany amin ny Arema io mametraka olona efa maloto any amin ny masoivoho io
Ny amin ilay iraika lahy indray, mikatona hono ny fifandraisana anhabakabaka nefa ny Air France sy ireo akaiky vilany afaka mifamezivezy foana, andeha haka ny fianakaviana sy ny namany hanao fety hiogaoga aty antanana amin ny balarora amin ny 26 indray e !
Iray ihany no lalana hivoahana amin izao raha vonona...rehefa mbola tsy vonona dia samy mihinan IEM aniny eo e !
16 juin 2021 à 08:32 | Vohitra (#7654) répond à Rainingory
Izany hoe na handeha hanao vakisiny na efa vita vakisiny daholo izy ireo fa ny Malagasy no ataony miesona amin ny C-Voplos sy tambavy ranon IEMany eo !
Izy koa tsy hiaritra amin ny Covishield eo akory !
16 juin 2021 à 08:37 | Rainingory (#11012) répond à Rainingory
Miarahaba Vohitra,
Fety atsy ho atsy izao, norm be raha mampirefotra tsipoapoaka ;-)
16 juin 2021 à 10:16 | Shalom (#2831)
Tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataon’i DJ tsy ampy solaitra izay feo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
indrindra ireo toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Fondation Rajoelina (???)
Fondation AKBARALY
Antotan’isan’ny covid-19 - vata-paty varotana amoron-dàlana
Fitaterana marary amin’ny sarety sy bisikileta
MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
Ireo mpikaraman’ady « serbes »
Kianjan’ny Demokrasia
26 janoary 2009
07 febroary 2009
Gadra tany Farafangana
Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
Miaramila tany Amparafaravola
Resaka Rolly Maercia
Volamena tatsy Morisy
Volamena tatsy Comores
Satro-boninahitra Ranavalona
Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
Ny vidin-tsolika
Ny delestazy
Ny rano maloto
Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
Varotra ny Nosy Mitsio
Fifanekena amin’ny sinoa
Vy any Soalala
Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny anjerimanontolo
Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy
Avy amin’ny namana « poiuyt (#584) »
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Avy amin’i Vohitra (#7654)
vomanga tondrahana goutte a goutte
rano fisotro anaty sachet ( enga anie mba tsy ho poizina mifono sachet)
helicoptere vaovao omena ny Faritra Androy sy Anosy
... Sao misy mazoto ny hanoy.
16 juin 2021 à 11:27 | Vohitra (#7654)
Inona indray no voandalana entina avy any ampita any rehefa avy maka toromarika any Frantsa any e ?
Mompera lava volombava efa vita vakisiny
Ny fianakaviana sambatra sy ny andian’olona hanao fety
Sao dia mety misy kilaoty lazaina fa nanaovan’i Ranavalona III koa mba atao anaty trano fitaratra ary ?
angoantenda milaza fa iarahana amin’ny Frantsay indray hono ny fisitrahana ny valanjavaboahary frantsay e !
sao dia mba misy ambony farasisa vakisiny tsy lany indray koa mba hovimbinina avy any
Atao ahoana moa fa ny eto Madagasikara dia toerana fanaovana asa fampiesonana fotsiny fa ny tena hoaviny sy fonenany efa homanina dia any frantsa ihany e !