Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 6 décembre 2016
Antananarivo | 23h02
 

Médias

Audiovisuelle

Bras de fer entre MBS et le ministère de la Communication

mercredi 13 mai 2015 | Léa Ratsiazo

Le ministère de la Communication enjoint la radio MBS de cesser d’émettre car la station n’a pas l’autorisation requise. Le personnel de MBS persiste et signe, la radio va continuer et la télévision va lui emboîter le pas dans quelques semaines. Le ministère menace de saisir les matériels de la station si elle ne se conforme pas à la directive des autorités étatiques.

La station audiovisuelle MBS emploie 300 personnes à travers le pays. La plupart de ces employés sont au chômage depuis le pillage et la cessation d’activité de la station juste au début de la crise avec toutes ses conséquences. Une des raisons pour laquelle sûrement, le personnel insiste pour reprendre le travail. Comme il s’agit d’un problème plus politique que technique, la solution se trouve dans les discussions politiques. L’ancien président Ravalomanana aurait été reçu par le chef de l’État hier après-midi en vue de la réouverture des usines Tiko et de MBS. Espérons que cette rencontre aurait permis de trouver un terrain d’entente pour contribuer à résorber, ne serait-ce qu’un peu, le chômage.

23 commentaires

Vos commentaires

  • 13 mai 2015 à 09:44 | Boris BEKAMISY (#4810)

    Izany tokoa ny atao hoe TSY MIADY FA NY KOBAY ANKELIKA IHANY ny an’ireto samy zanaka Fjkm izay vao NIHAVANKAVANA IVELANTSIHY omaly !

    Dia niresaka STABILITE NDRAY HONO ry zareo omaly nandritra ny 1h30 mba HATORY sy ho RENOKA NY ADRISA !!

    NY TANJON’IZY ROALAHY ANEFA DIA MAZAVA FA SAMY TEHAMETRAKA NY FITOMBENANY AVY EO @ SEZABEN"IAVOLOHA

    la « guerre de Radio »à Madagascar est une recette bien connue !

    Boris BEKAMISY

    • 13 mai 2015 à 11:24 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Boris BEKAMISY

      Tsy resaka kely tsy misy dikany io no andaniana andro ry berongony le mierde a !

      Tsy maintsy mandeha io onjam-peo io na ho ela na ho haingana !

      Ary iza no milaza amianao fa mifandrombaka ho eny Mavoloha ny Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA ?

      Ao @ lapa ao Faravohitra aza izy iondrehan’ireo milaza azy ho katraka eran-tany rehetra zao sahala @ mpanjaka ka inona no mahamendy azy eny Mavoloha ?

      Ny fitantanana ny fanjakana efa azony eny Faravohitra ny antsasany ary izy no mibaiko azy ka inona ndray ?

      Mandiniha lalina va miteniteny fahatany eto !

      Samia velon’aina !

    • 13 mai 2015 à 11:36 | Boris BEKAMISY (#4810) répond à I MATORIANDRO

      Dia alefalefaso indray HOJERENA Ra-matoriandro fa mahery nareo aa !

      Mandrafahitana Ra-charles vaovao sy ny Kalachnikov-ny ee !

      Inona koa moa izay mahasamyhafa ny CCI/FFKM sy ny KALACHNIKOV samy natao HANDRODANA ireo ! fa izay TONGA ALOHA ihany harabaina !!

      Les mêmes causes produiront toujours les mêmes effets

      Mbola voa 15 mois zay de EFA IZAO SAHADY !

      Mba Kaozy eee !

      ty Boris BEKAMISY eto ty !

    • 13 mai 2015 à 12:44 | Saint-Jo (#8511) répond à Boris BEKAMISY

      Izay mba ao anatin’ny lohan’ilay Baorisy ve dia ahatakatra izay tetika sy paika ifanaovan’ny mpifanandrina ara-politika e .

      Ny zavatra mba takatrin’ny sain’ilay Baorisy dia a) ny fifanandrinana ara-poko izay iriany hitranga b) ny revenge tadiaviny ho ataon’ny katôlika toa azy amin’ny protestanta c) ny hisian’ny fanonganam-panjakana hafa indray.

      Tsy misy hafa tsy ireo zava-dratsy telo loha ireo no mba takatrin’ny sain’ilay Baorisy !

  • 13 mai 2015 à 09:47 | meloky (#637)

    Manararaotra ny Fahasahiranan’ny GAsikely Ingahy Ra8 sy ny troupe-ny dia manao be fiavy shala n’iny tsy manam-pahadisoana iny !
    Nefa ange dia ......

    Ko’angah heverin-ndRa8 ho patates daholo ny hery velona rehetra hatreto Tana ka hatrany amin’ny morontsiraka rehetra any no mieboebo sahalan’ny tsy maloto iny izy, nefa anie dia tongotra ankatoka no nialana teto ary tsy ara-dalana no niverenana. Somary mody hadinoko ny nitifirana ny olona teny Ambohitsorohitra sy ny nanafenana ny fananam-panjakana tany Antsirabe, sy ni sisa tsy voatanisa no mi......

    manao gisalahy homam-boatseva androany ka milaza tena fa madio sady te-ho Kristy mpamonjy ny fijaliana ara-ekonomika androany.

    Sa mihevitry izy fa izy irery no tsy maintsy mampiseho fa izy no dadany sa heverin’ny zanak’i Dandany reo fa tsy mba misy olona mahavita azy nefa tsy manivaiva vahoaka mety mahavita zavatra tsara lavitra noho ty paranoid ty ihany.

    Ny Internautes na bloggers eto moa dia hita taratra tsara fa tsy misy afa-tsy i Ra-8* no ihandrianinana !

    Mampalahelo !!!!

    • 13 mai 2015 à 15:02 | manga (#6995) répond à meloky

      Dia mahagaga ihany Rahavana ny fahaizanao mandaha-teny eto amin’ity tranon-kala ity :
      - Na dia voalohany (fa tsy faha 400) teto aza ianao dia tsy midika velively fa ny teninao no tokony arahinay. Raha hitanao fa tsy misy dikany aminao ny mamaky ny an’ny sasany satria tsy mitovy firehana aminao dia tsy anomezan-tsiny anao satria tsy voatery ho marina izay voalazany saingy tsy voatery hanara-kefa ny hevitrao.
      - Ny olana ry Meloky ary tsy azonao lavina dia ny fanozonanao indray toa lasa firariana azy mba ho lava velona !!!
      - Inona moa no mba irahirahianay izay momba azy ; fa ny loza dia ianareo izay milaza ho mankahala azy indray ity no manondrotra azy tsy fidiny any amin’ny tsy fantatro.
      Efa nolazaina ianareo rehetra fa tsy ny fankahalanareo azy no voatery hitselafanareo ny faladian’ny nanongana azy,
      - Teo i Radomelina nefa dia niongana ho azy tsy natao n’inoninona.
      - Nentin’ny hambo ianareo dia notakofanareo ny sariny ny tavan’ilay Filoha dia lasa toy ny voasarin’alika ka ny tompony ihany no mankahala azy.
      - Aty aoriana dia ianareo ihany no mikiaka fa tsy ianareo (tsy tahotra, tsy henatra) hono no nifidy azy.
      Zakao Rahavana fa tsy ny hafa no terenareo handio ny loto nafafinareo.
      - Hisokatra ny Radio, tsy ho ela ny TV, hotanterahina hono ny communale, dia inona indray manaraka eo ???

  • 13 mai 2015 à 09:54 | meloky (#637)

    Jereo moa ny numerao 637 mba efa ela nianina teto amin’ity forum ty ihany ny tena ary mba mahalala na kely aza ny zava-misy.
    Ahoa ireo efa lasa fa ny numerao mihoatra ny 4000 no sisa mba misitsidi-pahitr ankehitriny !

    Izany no ilazan’ny tena fa hoe : fositra zay nataon-dRA8 tamin’ny firenena ka tokony mba hangina izy na dia mba folo taona hoavy io aza tsy mahadio ny fahalotoany ara-politika sy ekonomika mihintsy amin’ity tany sy fanjakana ,na dia bodoin’ny FFKM aza ny fandiovana azy toy ny sopraso !!!!!!

    • 13 mai 2015 à 11:15 | I MATORIANDRO (#6033) répond à meloky

      Tena mpanao hevitra melomeloka marina enao ty an !

      Efa niala tsiny t@ vahoaka Malagsy ny Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA ary ngamba izy no faharoa nanao izany teto @ firenena na dia tsy tokony ho nanao izany aza izy satria izAy nahasoa ny maro no nokendreny nandritra ny fitondrany !

      Ny tena mahazendana sy mampihomehy @ty raharaha ty de ilay sarim-bavy mpanolo-tsaina ny ministera ndray hono no manao angoa-tenda sa te ho derain’ny alika ka manao hitsin-dalana ?

      Maninona raha ilay dg no nanazava misimisy kokoa ny reska teo ?

      Fa na ho ela na ho haingana dia ahazo andeha malalaka indray ty onjam-peo be mpankafy ty !

      Samia velon’aina !

    • 13 mai 2015 à 16:02 | Isandra (#7070) répond à I MATORIANDRO

      Niala tsiny fanan’inona...? -

      Manaiky izy izany fa :

      - Namono olona 2002,2009
      - Nanondina ny volam-panjakana,
      - Nibodo ny tanin’olona,
      - Nampiasa ny fitaovam-panjakana ho an’ireo orin’asany,..
      - SNS

    • 13 mai 2015 à 16:39 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Aoka re ry cherie a !

      Alefaso le fitsarana tsy miangatra de ho hita eo e !

      Fa nareo koa zany miaiky fa efa nifona an-kitsi-po izy ! Hi ! Hi !

      Bizo kely !

      Samia velon’aina !

    • 14 mai 2015 à 09:24 | meloky (#637) répond à I MATORIANDRO

      Dia faly ery Ra-Matoriandro, satria fantany fa tsy hisy Ra-fahamarinana mihintsy hipoitra eo ! dia iny izy manao gisalahy homa-boatseva, taha-rainy (Ra8) iny !

      Indray andro any ho hita foana eh !!!! Satria na ny rivotra syn zavona aza ho vavolombelon’ireo zav-bita iry ambony voatonona......

  • 13 mai 2015 à 10:41 | ramaso (#7441)

    Vraiment ce regime du PRM se permet tous les COUPS:residence surveillee de RAVALOMANANA puis abrogee-arrestation d´ALAIN R.puis relache-aujord´hui stricte interdiction de prendre la parole a la place du 13MAI annoncee pa CE GL FLORENS un sbire a tout faire de HERY-maintenant cette interdiction de la station MBS d´emettre mais pourquoi ? oü est le probleme ? sur TV+ hier les deux responsables du ministere de la COM.disaient que ca va causer des problemes si cette station MBS va continuer a emettre ! quels problemes ca va causer ? Ce regime du PRM est tellement obsede qu´il voit partout des ennemis qui veulent deboulonner son fauteuil et dire que tout ca se passe apres ces assises de LA RN faites a grande pompe,RAVALOMANANA et HERY R. ne feront jamais un tandem je crois que RA8 n´oubliera jamais ce refus de poignee de mains que HERY lui a inflige pendant les assises de la RN a IVATO,en tout cas cette station MBS sera interdite d´emission avant les communales,la machine a bailloner du regime du PRM HERY est belle et bien en marche,celui qui va monter sa voix contre ce HERY y passera,qui sera le suivant ? Cette rumeur de coup d´etat circule,une raison de plus que HERY va encore durcir sa defence.

    • 13 mai 2015 à 12:54 | Saint-Jo (#8511) répond à ramaso

      Ka mety ho mbola matahotra ny be sandry nokaramain’ny mpanongam-panjakana angamba ry zareo ireo .

      Ry zareo mpanongam-panjakana koa, na ny ao anatin’ity Teteza-Mita II ity na ny tsy ao anatiny, dia samy miahiahy sao hiharan’ny valy faty ho ataon’ny olona azy .
      Indrindra fa hoe, ambonin’ilay fanonganam-panjakana dia mbola nisy zavatra hafahafa mety ho nataon-dry zareo, ka mapandry tsy lavo loha azy ireo.

      Dia ny TAHOTRA izany no tena mivoy ny hevitra tapahin-dry zareo aloha izao.
      Fa ny aoriana ao no asa .

    • 13 mai 2015 à 15:29 | ginabe (#8937) répond à ramaso

      Hery Rajaonarimampianina est trop conciliant jusqu’ici, voire mou. Et voilà qu’il subit les conséquence : dès qu’il veut sortir un peu de cette moule, on le traite de tyran, dictateur, antidémocrate, etc. Mais voyons, gouverner aussi c’est recourir au bâton quelques fois.

      Hery Rajaonarimampianina n’est pas celui qui a fomenté depuis la place du 13 mai le samedi rouge du 7 février. HR n’est pas celui qui a ordonné aux forces de l’ordre de laisser faire le pillage du 26 janvier. Le nom de HR n’est pas lié aux événements du 10 août 1991.

    • 13 mai 2015 à 15:49 | Isandra (#7070) répond à ginabe

      Hery Rajaonarimampianina n’est pas celui qui a fomenté depuis la place du 13 mai le samedi rouge du 7 février.

      Justement, c’est ça le problème avec Hery qui n’avait pas participé à la révolution,... a pris le train en marche,...du coup, il ne calcule même pas combien elle coûte pour les Malagasy...,son importance,...Il ose la mépriser,...en reprenant tous ce que cette révolution a rejeté...,comme si le peuple l’avait fait pour rien,...pourtant, grâce à cette révolution qu’il a pu arriver au pouvoir,...

    • 13 mai 2015 à 17:20 | galasam (#7274) répond à Isandra

      et oui, dommage, ils sont comme ça
      bon courage

    • 13 mai 2015 à 18:09 | Saint-Jo (#8511) répond à ginabe

      Fa angaha ireo notanisainao ireo fotsiny ?
      Ity manaraka ity koa no tena zava-dehibe, ankaotrin’ny naha ministra an’i Rajao tao amin’ny Teteza-Mita I .

      Rehefa nosakanan-dry Fabius , ka tsy navelany hilatsaka ho fidiana filoha ilay DJ , dia EDAGR NO KANDIDA NOTOHANAN’ ILAY DJ SY NY MPANOMPONY.

      Inona anefa no vokany ?
      NAILIKIN’ NY MPIFIDY TAMIN’ FIHODINANANA VOALOHANY I EDGAR !

      May ny endim-boanjon-dr’ilay DJ , dia niatsapy tany amin’i Rajao ry zareo.
      Rajao anefa tamin’izany dia toa efa nanana sponsor hafa, izay efa nanohana azy hatrany amboalohany.
      Ka tamin’ny fihodinana faharoa dia toy ny kitapo latsaka ho an’i Rajao ny fanohanan-dr’ilay DJ azy, ka dia noraisin-dRajao tokoa.

      Saingy izao : ilay DJ etsy andaniny dia nanantena fa homba azy Rajao rehefa voafidy eo.
      Rajao anefa tetsy ankilany dia toa efa nihevitra hoe kitapo adala tompo ka alao ho raofina tsy misy takalony.

      Voafidy Rajao.
      Dia nanaraka ny hevitrin’ny tena sponsor nanohana azy hatrany amboalohany izy.
      Hevitra tena mifanohitra amin’ny tadiavin-dr’ilay DJ.
      Teo vao kepoka ry zareo .

    • 13 mai 2015 à 18:16 | Saint-Jo (#8511) répond à Saint-Jo

      ha-ha-ha !
      Tsy mihomehy loza aho !

  • 14 mai 2015 à 06:10 | MAHITSITENY (#8793)

    Salama ;

    Raha manana « Carte grise », « attestation d’assurance, et de visite technique » tsy lany daty ny fiaranao ;

    MOA VE TOMPOKO TSY AZO HO ENTINA ENY @ARABE IO FIARANAO IO NA DIA TSY NIHETSIKA 10 VOLANA AZA ????

    Matoa ny fiaranao voasakana dia midika izany fa tsy ara-dalàna ny « papiers ».

    KOA MANINONA MOA RAHA VAKIANA BANTSILANA FOTSINY HOE TSISY AN’IZAO TARATASY IZAO SY IZAO NY MBS DIA TSY AFAKA MANDEHA FA TSY ANAOVANA POLEMIQUE TOY IZAO E ?????

    Raha manana taratasy ara-dalàna kosa izy dia avelao handeha na an’i DJ io na an-DREMENABILA, na an’i AL CAPONE.

    Fa RAHA TSY MAZAVA NY ANTONY HANAKANANA NY MBS TSY HANDEHA DIA TOY IZAO NY ZAVA-MISEHO :

    « -TSY MAHAZO MANDEHA ENY @ARABE NY FIARAN’IALAHY SATRIA NY AN’IALAHY ROLLS ROYCE KANEFA NY AHY 2CV- »

    KANEFA Dia izany foana ve ny eto an-tanàna e ?

    Misaotra

    • 14 mai 2015 à 13:31 | Saint-Jo (#8511) répond à MAHITSITENY

      Aza mitady lavitra, satria tsotra lazaina dia tsotra lazaina ny anton’io fanakanana ny MBS io : dia tsy inona akory fa NY TAHOTRA !

    • 14 mai 2015 à 14:24 | MAHITSITENY (#8793) répond à Saint-Jo

      Ka tsy mipetraka mihitsy izany « tahotra » izany ry STJO a !

      Nahoana ???

      Tsy tokony hohadinoina fa MANDALO FOANA NY OLOMBELONA FA TSY MITOETRA MANDRAKIZAY !

      Na tiana na tsy tiana izany dia TSY MAINTSY TONGA NY FOTOANA HIALANA AMINA TOERANA IRAY. ENY. METY HO ETO NY FIALANA ETO AN-TANY MIHITSY AZA !

      Koa maninona no manana an’izany TAHOTRA IZANY ????

      TSY NY SOA VE NO TOKONY HIFANAOVANA FA TSY NY RATSY RAHA SAMY HANDALO IHANY ???

      Misaotra

    • 14 mai 2015 à 16:58 | Saint-Jo (#8511) répond à MAHITSITENY

      Ka miendrika toriteny ny lazainao !
      Izany hoe miendrika finoana.
      Saingy ny zava-manan’aina rehetra, na olombelona ity na zava-maniry ity na biby ity, dia samy manana ilay antsoina hoe self-preservation daholo. Izany no isan’ny mahatonga ny bibikely miova ka manjary tsy matin’ny fanafody famonoana azy ireny taloha intsony. Dia voatery manova ilay fanafody ny olombelona.
      Reflex mandeha ho azy tahakin’ny instinct io.

      Tsy misy mihitsy izany zava-manan’aina ka hoe tsy misy tahotra izany.
      Samy misy tahotra daholo, fa misy ny mahay mandresy azy io, kanefa koa misy ny tsy mety maharesy azy io mihitsy.

      Ka ity Rajao ity ve dia isan’ny manan’aina maharesy ny tahotra, sa tsia ?

  • 14 mai 2015 à 13:38 | Saint-Jo (#8511)

    Fanontaniana izay angamba mety ahazoana valiny ihany atsy ho atsy !

    Nangina ka tsy niloa-bava mihitsy ilay DJ efa ho elaela ihany izay.

    Menamenatra tampoka teo ary ve ilay DJ ?
    Sa tsy matoky tena intsony ?
    Sa matahotra ?
    Sa misy aretina mahazo azy ?

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 153