Madagascar Tribune | Be ny ho voahilika amin’ny andraikiny
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
samedi 19 juillet 2008
 

 > Malagasy

Kongresin’ny TIM

Be ny ho voahilika amin’ny andraikiny

vendredi 16 mai 2008, par Naivo kely
  Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=

Tsy takona afenina ny disadisa anatin’ny antoko TIM. Andro vitsy tsy hanombohan’ny kongresy no mbola ahitana fingampingana isan-karazany ao anatin’ity antoko ity. Endrika tsy fifampitokisana eo amin’ny samy tompon’andraikitra no hitarafana izany.

Ny tsy ampoizin’ny maro dia hatrany amin’ireo mpikirakira ny serasera sy ny fifandraisana ao anatin’ny antoko, dia toa hanjakan’io disadisa io. Samy te-ho mamy hoditra amin’ireo lehibe amboniny ny ankamaroany, ka tsy voafehy intsony ny tsiambaratelon’ny antoko. Ity kongresy andiany faha-roa ity no ahatsapana fa be ireo hovoahilika amin’ny andraikitra izay notazoniny teo aloha, ary hisy ny olona tsy ampoizina ho tafakatra amin’ny sehatra maro isan-karazany.

Ny 21 Mey izao no hanombohan’ity kongresy ity, ary mpizaika hatramin’ny 5000 no hiatrika izany, manerana ny faritra 22.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=   
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    mai 2008   
    L Ma Me J V S D
          1 2 3 4
    5 6 7 8 9 10 11
    12 13 14 15 16 17 18
    19 20 21 22 23 24 25
    26 27 28 29 30 31  
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP