27 septembre 2006 – 27 septembre 2008

BENJA ANDRIANTSIZEHENA
Eduardo Albertini
Papa, maman, ny iray tampo
ary ny fianakaviana manontolo
Roa taona sahady izay No nandaozanao anay Tsy ho voakosoka ato anaty Ary ho tadidy mandramaty
Dô, mandria am-piadanana !
Fa asandratray ho rehareha mandrakizay ianao
(Isaia 60 – 15)






