Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony :
BEHAJAINA Benarson Dieudonné
Administrateur civil en chef de classe exceptionnelle
Grand Croix de l’Ordre national
Ny alatsinainy 02 Jolay 2007 teo amin’ny faha 73 taonany.
Hoy,
Ny vadiny :
RAZANAFENO Thocine
Ny zanany :
DEZY
JEAN Michel
Colonel BENARSON Jean Elie
Docteur BEHAJAINA Benarson Jeanne Marie Angèle Fine
BENARSON Ninie Petronile
BENARSON Rodriguez
SABINE
VERONIQUE
BEHAJAINA Benarson Guy Herman
BEHAJAINA Benarson Suzie
BEHAJAINA Benarson Hervé Christian
BEHAJAINA Benarson Mireille Tatiana
BEHAJAINA Benarson Ludovic
BEHAJAINA Benarson Eymard Gérald
Ny zafiny manontolo
Ny iray tampo aminy :
BEHAJAINA Anonjara Emmanuel
BEHAJAINA Rosette
BEHAJAINA Petera, Minisitry ny Fiarovampirenena
BEHAJAINA Ralison
BEHAJAINA Be Jean
BEHAJAINA Zanatsoa
Ny Razana dia andrasana ao amin’ny Lot III D 10 Ankadilalana MAHAMASINA ny Talata 03 Jolay 2007, ary hiala ao ny Alarobia 04 Jolay 2007 amin’ny 08 ora maraina. Ho entina any amin’ny fasan-drazany any Andatsakala, Commune rurale ANDRATAMARINA - District SAMBAVA.
« Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ny Tompo »
(Apok 15 :13)