Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 19h34
 

Filazana manjo

ANDRIANTSIMANJEHIMANANA Fidelys Nirina

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

ANDRIANTSIMANJEHIMANANA Fidelys Nirina

Mpampianatra nisotro ronono
Chevalier de l’ordre national

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy faha-09 aogositra 2007.

Hoy :

Ny vadiny :
ANDRIANTSIMANJEHIMANANA Aimée teraka RAHAINGOMALALA

Ny rainy :
PHILIPPE ANTOINE

Ny zanany :
HARIMANANA Philippe Antoine sy RANAIVOHARISOA Rinah
HARIMIAINGO Philippe Antoine
HARIFIDISOA Philippe Antoine sy RAJAONARISON Eric
HARILALANOROHANITRA Philippe Antoine sy RAKOTOMANJAKA Andry

Ny zafiny :
Yonah, Ny Sanda, Kessy, Harifitia

Ny Iray tampo aminy :
HARILALAO Aurore sy RANOELISON Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Lydia sy RAJAONARIVELO honoré mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Violette sy RAVALOMANANA A. mivady sy ny zanany
Rapaoly Andriamiarana sy ny zanany
ANDRIANARY Philippe sy Hanitra ary ny zanany
Philippe Antoine Fara
Philippe Antoine Harison
Philippe Antoine Narifetra

Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
Ramanamiaingo Christine sy ny zanaka aman-jafiny
Andriamiaingo Danielson sy Voahirana ary ny zanany
Raharinelina Violette sy ny zanany
Rahaingoarison Claude sy Lala ary ny zanany
Saholy sy Rabarijaona Emile ary ny zanany
Razafindrahaingo Robson sy Voahirana ary ny zanany
Razakamiaingo Philibert sy Noro ary ny zanany
Lucie Olga sy Rakotonavalona ary ny zanany
Hanitra sy Rakotondrasoa William ary ny zanany
Haingofaravololona sy Richard Ramanantsoa ary ny zanana

Ny fianakaviana manontolo

Ny mpiara-miasa CEG Nanisana sy ao amin’ny Ministeran’ny varotra
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Amboditsiry Mifankatia, FJKM Ambatomena Mananara sy ny Zanaka ampielezana, FJKM Ambohitrony Mananara sy ny Zanaka ampielezana.
Ny fokontany Amboditsiry, Ambatomena Mananara.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony, Lot Près II B 58 A Amboditsiry, ny Alahady faha-12 aogositra 2007 amin’ny 12 ora, ary hatao ao amin’ny fiangonana FJKM Ambatomena Mananara ny fanompom-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatomena Mananara ihany.

« Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin’ny foko sy ny anjarako mandrakizay Andriamanitra ».
(Salamo 73,26)

TSY MISY FIARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS