Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 1er juillet 2016
Antananarivo | 23h43
 

Filazana manjo

ANDRIANKOTO NASOLO ANDRIANALY

mardi 4 janvier 2011

Tompoko,
Amin’ny finoana sy ny fanantenana no ampandrenesanay anareo ny fodia-mandrin’ny hava-malalanay :

ANDRIANKOTO NASOLO ANDRIANALY

rehefa nivahiny 55 taona teto antany
Hoy :

-  Ny vadiny :
RAVONIARISOA Martine

-  Ny zanany  :
ANDRIANKOTO Miaritsoa sy Toky
ANDRIANKOTO Mampianina sy Noro
ANDRIANKOTO Naly Manamahefa
ANDRIANKOTO Laingonirina sy Jimmy
ANDRIANKOTO Mahefa Manampamonjy
ANDRIANKOTO Ny Aina Finaritraly

-  Ny zafiny :
Fitahiana, Mamisoa

-  Ny reniny :
Rtoa RAVELOMAHEFA Andrianaly (vady navelan’It/lahy ANDRIANKOTO Joseph)

-  Ny iray tampo aminy :
ANDRIANIAINA Kiady Mahefa sy Tiana
Terak’It/vavy ANDRIANKOTO Holinirina
RAKOTONIAINA Benjamin sy Lila sy ny zanaka aman-jafiny
RAMIANDRARIVO Eric sy Malala
Terak’It/vavy ANDRIANKOTO Ando Fanjatahiana
ANDRIANKOTONIVO Rijaharizo
ANDRIANKOTO Bodovolaniaina sy ny zanany

-  Ny iray tampo avy amin’ny vadiny :
RAMAROLAHY Honoré mianadahy avy

-  Ny iray tampo avy amin’ny rainy :
Terak’It/lahy ANDRIANKOTO Casimir
Terak’It/lahy RAVELOSON Louis

-  Ny iray tampo avy amin’ny reniny :
Terak’It/lahy ANDRIANALY

Ny fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny SME Ankorondrano
Ny Fiangonana FJKM Soamanandrariny, ny FJKM Ambohibe IIafy Fitahiana
Ny Fokontany Soamanandrariny

Ny nofony dia entina miala ao amin’ny Lot G-III 7 Soamanandrariny ny Alarobia 5 Janoary 2011 amin’ny 1 ora sy sasany, hatao veloma farany ao amin’ny FJKM Soamanandrariny alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohibe Ilafy.

«  Mangina aho ka tsy hiloa-bava, fa Ianao no manao izao » (Sal. 39 : 9)

Tsy misy fiaretan-tory

La presse en deuil

Par solidarité pour une presse libre, MT.com est en noir et blanc ce jour.

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 

Archives

 

Visiteurs connectés : 161