::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 20h31  :  20°C  :  Orage
mercredi 15 février 2012
 

 > Filazana manjo

mercredi 15 octobre 2008

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy ».

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay :

ANDRIANJAFY
Jacob Michel

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny talata 14 oktobra 2008 teo amin’ny faha-79 taonany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
RASOANIRINA Merline

-  Ny zanany :
RAJAOBELINA Josoa sy Nilo
RASOANIRAINY Adolph sy Volana
ANDRIANJAFY Solofo sy Norosoa
ANDRIANJAFY Fidy sy Tiana
RASAMINAIVO Lanja sy Lanto
ANDRIAMBOAVONJY Michel sy Noro

-  Ny taizany :
RAVAONIRINA Olga

-  Ny zafiny : Mirana, Ravo, Ony sy Clarion, Nialy, Anja, Arinilo, Antsa, Fitia, Iranty, Ariaina, Iavosoa, Ilo.

-  Ny iray tampo aminy
-  Ny iray tampo amin’ny vadiny
-  Ary ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany Cité Analamahitsy, ny fokontany Ambatotokana Ambohimangakely

Ny Fiangonana FJKM Ambatotokana Fitiavana, ny Fiangonana FJKM Analamahitsy
Ny Fiangonana FJKM Ambohitrantenaina, ny Fiangonana FJKM Antsahavola Fitiavana

Ny razana dia hiala ao an-tranony Cité Analamahitsy logt 393 ny zoma 17 oktobra 2008 amin’ny 1ora sy sasany tolakandro ary entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambatotokana Fitiavana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatotokana Ambohimangakely.

« Mahereza sy matanjaha ; aza matahotra na manahy azy ; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao ; tsy handao anao na hahafoy anao Izy »
(Deot 31 : 6)

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

fr 2008-10-15 07:25:21
septembre 2008   octobre 2008
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 358  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360