Madagascar Tribune | ANDRIANASOLO Herisoa Clément
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
jeudi 21 août 2008
 

 > Filazana manjo

samedi 19 avril 2008

« Misaora an’i Jehovah ny fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina ».
(Sal 103 : 1)

Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay :

Ny Andriana
ANDRIANASOLO Herisoa Clément
Talen’ny COLLEGE PRIVE HARISOA

Dia niamboho ny Alarobia 16 Aprily 2008

Hoy

-  Ny vadiny :
RASOAVOLOLONA Charline

-  Ny zanany :
ANDRIANASOLO Volana Miarisoa
ANDRIANASOLO Masoandro Heritsilavo Ny Aina
ANDRIANASOLO Kintana Heritiana Ny Aina
Ny reniny : RAVAOHARISOA Jeanne

-  Ny rafozany :
RASOAMIADANA Marie Jeanne

-  Ny iray tampo aminy :
• ANDRIANASOLO Jean Aimé mivady sy ny zanany
• Terak’ltpk ANDRIANASOLO Vololoniaina
• ANDRIANASOLO Andosoa Oliva sy Sahondra ANDRIAMANOHISOA Ratovoarimanana mivady sy ny zanany
• ANDRIANASOLO Tovo Benjamina mivady sy ny zanany
• Drs ANDRIANASOLO Miakajato sy Haingomalala (France)

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
• RAZANAMIADANA Céline sy ny zanaka aman-jafiny
• RATOVONIRINA Dieudonné mivady sy ny zanany
• RAMANANA Hanitra Nenette sy ny zanaka aman-jafiny
• RANIVOARISOA Bodo sy ny zanaka aman-jafiny
• RASOAFARA Agnès sy ny zanany
• RANAHAKA Benja
• RANIVOSOA Nirina sy ny zanany

-  Ny havany :
• Terak’ltk/hy RAKOTO Andrianavy sy Itk/vy RASOANJAVAO
• Terak`ltk/hy RAMALANJAONA
• Terak’ltk/hy Andriana RAKOTO Gabriel
• Terak’ltk/hy RAFINDRANAHAKA sy Itp/vy RASINIVO
• Terak’ltk/vy RAZAFINDRANASY
• Terak’ltk/hy RATSIMANDISA sy Itk/vy RATONGALIKOLAMENA
• Terak’ltk/hy RALAIVAONDRINA Joseph sy Itk/vy RASOAFARA Marie
• Ny fianakaviana RAHAROVOATRA

CHEF CISCO sy ny mpiara miasa aminy Antananarivo Avaradrano ZAP - Atsinanantsena sy ny Tale rehetra mpiara miasa aminy/

Ny Fiangonana, Anglikana TRINITE MASINA Avaratranjoma. ny Fiangonana Anglikana SANTA MARKA Antsahatsiresy, ny Fiangonana FJKM Anosy Avaratra, ny Fiangonana FJKM Imeritsiafindra Ambohitrandraina Ambatomirahavavy

Ny Fokontany : Antsahatsiresy - Sabotsy Namehana. Cité Ampefiloha - Tsarahasina Ambohimangakely

Ny nofony dia hiala ao an-tranony « COLLEGE PRIVE HARISOA » Antsahatsiresy Alatsinainy 21 Aprily 2008 amin’ny 12 ora ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana Anglikana TRINITE MASINA Avaratranjoma ary hafenina ao Tsarahasina Ambohimangakely.

« Fa izaho mahalala ny hevitra iheveranako anareo hoy Jehovah dia hevitra hahatonga fiadanana fa tsy loza mba hanome anareo fanantenana ny amin’ny farany ».
(Jeremia 29 - 11)

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    avril 2008   
    L Ma Me J V S D
      1 2 3 4 5 6
    7 8 9 10 11 12 13
    14 15 16 17 18 19 20
    21 22 23 24 25 26 27
    28 29 30        
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP