::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter    Google+ Google+   ::::
Antananarivo | 14h45  :  23°C  :  Soleil et nuages épars
samedi 18 mai 2013
 

 > Fisaorana


-  Ny vadiny :
ANDRIAMIARANA Ramavoarivelo Lalaoarisoa

-  Ny zanany :
JAOALISON Lalaoarivelo Naly sy JAOALISON Lalaoarivelo Mialy

Dia mankasitraka sy mankatelina ireo rehetra nidodododo nampitraka sy nanotrona azy ireo tamin’ny fahalasana’ny malalany :

ANDRIAMIARANA
Rambeloson Jaoalison
(Docteur Rambelo)
Chirurgien dentiste tao Fianarantsoa

Singanina manokana ireo sampan-draharaham-panjakana rehetra any Faratsiho, indrindra fa ny SSD Faratsiho tamin’ny anjara biriky nentiny nanomboka tany Faratsiho hatrany amin’ny toeram-pandevenana Alasora Avaradrano.

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.

Miala tsiny indrindra tompoko ho anareo tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Vols, Hôtels, Séjours :
Les meilleurs prix

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Nous suivre

     
Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

avril 2013   mai 2013
L Ma Me J V S D
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 31    
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 343  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP

    Faire un crédit rapide en France | Découvrez aussi : Xbox 360