Ny Filankevim-pitantanana,
Ny Toniam-pitantanana,
Ny Fianakaviamben’ ny Mpiasa ao amin’ny
Caisse Nationale de Prévoyance Sociale
(C.Na.P.S)
dia mampandre anareo ny fodiamandrin’
ny mpiara-miasa aminy :
ANDRIAMBOLAMANANA Lalao Edmond
teto Antananarivo ny Zoma 14 Septambra 2007.
Ny fandevenana dia ho tanterahana any Tsiriribe Ambohimandroso ny Alahady 16 septembre 2007.