Aza manao fijery ny mpifosa ry mpitily a, aleo izy mba haneo ny izay ao am-pony, tsy dia hitako loatra izay mba mitady seza amin’ireo olona hita ireo, toa olona manan’endrika sahirana sy reraka. Inona no hihomehezan’azy ? Soa dia santionan’ireo olola very asa no hihomehazanao io, ary raha izany dia olona niasa sy nisasatra ny sahazany ka mba aza esonao tahak’io fa tsy mety.
Ry zalahy orange ve no avara-pàtana @ izao fotoana izao dia raikitra ny mibahan-toerana sy fanasoketana, tsssss, tsy mampilamina izany paika-poza izany. Ny efa nitsangana sy nipetraka no narodana, izay ve sisa ilay no jinjaina @ izao andro nahazoana fahaleovantena izao. Milay be angambany ilay misosasosa gidany lava !!